|
|
|
|

Entry1  tsy maninon-tsy maninona
Part of speech  2  adverb [Full list]
Elementary words  3  tsy, maninona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in English  7  [1.2#290] nothing at all, all right
Explanations in French  8  [1.3#281, 1.5#155] cela ne fait rien, il se porte bien
Examples  9  [2.69#25] ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona.
10  [2.69#63] Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo
11  [2.558] Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka.
12  [2.285#318] Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona"

Anagrams  13  tsymaninontsymaninona, tsy maninon-tsy maninona

Updated on 2025/08/10